NOELI-PIVONDRONANA 2008
Par Ankadifotsy XVII le lundi 24 novembre 2008, 16:36 - Lien permanent
Toy ny fanao isan-taona dia hanatanteraka ny noelim-pivondronana ny SAMPATI eto amin'ny FJKM Ankadifotsy, Fivondronana faha XVII ny Alatsinainy 22 desambra 2008 ho avy izao. Hiova endrika izy amin'ity ndray maka ity, satria ny beazina hanome aina eo aminy lafiny feon-kira. Ity fankalazana Noely ity moa dia napitondraina ny lohahevitra hoe "E! MIVERENA"; izay entina maneho indrindra fa na maro aza ny zavatra eritreretintsika ho tsara sy mahasoa, dia ao amin'Andriamanitra irery iany no mahatsara antsika. Hanomboka amin'ny 6 ora hariva ny fotoana, koa manasa an'ise ho avy fa ny aim-panahy ho azo , ny fahafinaretana ho hita.
Commentaires
miverena ianao, ôry mpanota ô
Izaho no lalana, izaho no fiainana
Izaho Tomponao, no fahamarinana
Ho fifaliam-be ny fiverenanao
Miverena ianao....
Ry zaza mpiodina...
mba miverena!!!
tongava soa io andro io d ny ianareo mpilalao koa mahazo fafinaretana e
Certain sont effectivement peu intime avec le concept d humour